<-
->

Hos / Os 10:11 And Ephraim is as an heifer that is taught, and loveth to tread out the corn; but I passed over upon her fair neck: I will make Ephraim to ride; Judah shall plow, and Jacob shall break his clods. Ary Efraima dia tahaka ny ombivavy kely efa voafolaka ka faly hively vary; Ary hasiako zioga ny vozony tsara tarehy; Hampandehaniko Efraima; Joda hiasa tany, ary Jakoba handravona. Efraima dia ombivavy kely tsara folaka, finaritra ny hively vary. Izaho kosa nanisy jioga ny vozony tsara tarehy; Efraima hampitarihako kodiarana. Jodà hiasa; Jakoba hitarika fihogo famakiam-bainga. Éphraïm est une génisse bien dressée, aimant à fouler l' aire; et moi j' ai fait passer le joug sur son cou superbe! j' attellerai Éphraïm, Juda labourera, Jacob traînera la herse.