<-
->

Eze / Ez 38:2 Son of man, set thy face against Gog, the land of Magog, the chief prince of Meshech and Tubal, and prophesy against him, Ry zanak' olona, manandrifia an' i Goga avy any amin' ny tany Magoga, izay mpanjakan' i Rosy sy Meseka ary Tobala, ary maminania ny hamelezana azy, Ry zanak' olona, atodiho mankany Goga ny tavanao, any amin' ny tany Magoga, izay mpanapaka ambony any Mosoka sy Tobala, ary maminania ny aminy, ka ataovy hoe: Fils d' homme, tourne-toi vers Gog, au pays de Magog, prince, chef de Méshek et de Tubal, et prophétise contre lui.