<-
->

Eze / Ez 38:18 And it shall come to pass at the same time when Gog shall come against the land of Israel, saith the Lord GOD, that my fury shall come up in my face. Ary amin' izany andro izany, dia ny andro hihavian' i Goga hamely ny tanin' ny Isiraely, hoy Jehovah Tompo, dia hiefona eo am-bavoroko ny fahatezerako. Ary izao no hitranga amin' izany andro izany, dia amin' ny andro hiakaran' i Goga amin' ny tanin' Israely; - teny marin' ny Tompo Iaveh, hiefonefona eo am-bavoroko ny fahatezerako, En ce jour-là, au jour où Gog s' avancera contre le territoire d' Israël - oracle du Seigneur Yahvé - mon courroux montera. Dans ma colère,