<-
->

Eze / Ez 34:27 And the tree of the field shall yield her fruit, and the earth shall yield her increase, and they shall be safe in their land, and shall know that I am the Lord, when I have broken the bands of their yoke, and delivered them out of the hand of those that served themselves of them. Ary hamoa ny hazo any an-tsaha, sady hahavokatra ny tany, ary handry fahizay amin' ny tany izy; ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah, raha hotapahiko ny ziogany, ary hovonjeko amin' ny tànan' izay nampanompo azy izy. Ny hazo any an-tsaha, hamoa; ny tany koa hahavokatra, ary izy ireo, handry fahizay amin' ny taniny, dia ho fantany fa Iaveh aho rahefa voatapako ny baran' ny jiogany ary afako tamin' ny tanan' ireo nampanompo azy izy. L' arbre des champs donnera son fruit et la terre donnera ses produits; ils seront en sécurité sur leur sol. Et l' on saura que je suis Yahvé quand je briserai les barres de leur joug et que je les délivrerai de la main de ceux qui les asservissent.