<-
->

Eze / Ez 30:16 And I will set fire in Egypt: Sin shall have great pain, and No shall be rent asunder, and Noph shall have distresses daily. Hampirehitra afo any Egypta Aho; Hiolanolana fatratra Sina noho ny faharariany; Ho banga No, ary Memifisa dia hasian' ny fahavalo antoandro. Ejipta hodorako, Sina, hiolanolana mijaly; No, halana an-keriny; ary Nofa, hanihim-pahavalo antoandrobe. Je mettrai le feu à l'Égypte, Sîn sera pris de convulsions, à No, on ouvrira une brèche et les eaux se répandront.