<- -> |
[King James Bible] Lamentations |
[Baiboly 1865] Fitomaniana |
[Baiboly Katolika] Fitomaniana |
[Bible de Jérusalem] Les Lamentations |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
Fit 4:22 | The punishment of thine iniquity is accomplished, O daughter of |
Tsy misy intsony ny helokao, ry Ziona zanakavavy, tsy ho entina ho babo intsony ianao; Hamaly anao Izy, ry Edoma zanakavavy, noho ny helokao ka hampiseho ny fahotanao. | THAV Lasan' izay ny helokao, ry zanakavavin' i Siona, tsy hanesi-tany anao intsony izy. Mamangy ny helokao izy, ry zanakavavin' i Edoma, asehony miharihary ny fahotanao. | Ta faute est expiée, fille de |