<-
->

Jer / Jr 9:18 And let them make haste, and take up a wailing for us, that our eyes may run down with tears, and our eyelids gush out with waters. Fa misy feo midradradradra re any Ziona hoe: Indrisy! rava isika; Afa-baraka indrindra isika, satria tsy maintsy mamoy ny tany, fa efa narodana ny trano nitoerantsika. Fa misy feo fidradradradrana re avy ao Siona manao hoe: Indrisy ity isika dia rava, safo-kenatra, tsy maintsy mandao ny tany, satria efa nazera ny tranontsika! Oui, une lamentation se fait entendre de Sion "Ah! Nous sommes ruinés, couverts de honte! car il nous faut quitter le pays, on a démoli nos demeures."