<-
->

Jer / Jr 8:19 Behold the voice of the cry of the daughter of my people because of them that dwell in a far country: Is not the Lord in Zion? is not her king in her? Why have they provoked me to anger with their graven images, and with strange vanities? Injany! misy feo fitarainan' ny oloko zanakavavy hatrany amin' ny tany lavitra hoe: Moa Jehovah tsy ao Ziona va? Ary tsy ao aminy va ny Mpanjakany? Nahoana no nahatezitra Ahy ireny tamin' ny sarin-javatra voasokitra ao aminy sy tamin' ny zava-poana avy amin' ny firenena hafa? Injany tonga amiko avy any an-tany lavitra, ny fitarainan' ny zanakavavin' ny oloko manao hoe: Tsy ao Siona intsony va Iaveh? Tsy ao afovoany intsony va ny mpanjakany? Nahoana izy ireo no nampahatezitra ahy tamin' ny sampiny, sy tamin' ny zava-poana avy any amin' ny firenen-kafa? Voici l' appel au secours de la fille de mon peuple, depuis une terre aux vastes étendues. "Yahvé n' est donc plus en Sion? Son Roi n' y est-il plus? Pourquoi m' ont-ils irrité par leurs idoles, par ces vanités venues de l'étranger?