<-
->

Jer / Jr 51:24 And I will render unto Babylon and to all the inhabitants of Chaldea all their evil that they have done in Zion in your sight, saith the Lord. Ary hampanodiaviko an' i Babylona sy ny mponina rehetra any Kaldea ny ratsy rehetra izay efa nataony tao Ziona teo imasonareo, hoy Jehovah. Nefa hafotitro amin' i Babilona mbamin' ny mponina rehetra any Kaldea ny ratsy rehetra nataony tao Siona teo imasonareo, - teny marin' ny Tompo. mais je ferai payer à Babylone et à tous les habitants de la Chaldée tout le mal qu' ils ont fait à Sion, sous vos yeux, oracle de Yahvé.