<-
->

Jer / Jr 50:5 They shall ask the way to Zion with their faces thitherward, saying, Come, and let us join ourselves to the Lord in a perpetual covenant that shall not be forgotten. Hanontany ny lalana mankany Ziona izy sady hanatrika hankany ka hanao hoe: Avia, ka maneke ho an' i Jehovah amin' ny fanekena mandrakizay izay tsy hohadinoina. Hanontany ny amin' i Siona izy, dia hitodika manatrika azy. Avia hianareo, ka miraiketa amin' ny Tompo isika, amin' ny fanekena mandrakizay, tsy hohadinoina na oviana na oviana. Ils réclameront Sion, vers elle, ils tourneront leur face "Venez! Attachons-nous à Yahvé par une alliance éternelle que l' on n' oublie pas!"