<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 46:27 | But fear not thou, O my servant |
Fa aza matahotra ianao, ry Jakoba mpanompoko, ary aza mivadi-po, ry Isiraely; Fa, indro, hovonjeko avy any amin' ny lavitra ianao, ary ny taranakao avy any amin' ny tany nahababo azy; Dia hiverina Jakoba ka hiadana, eny, handry fahizay izy, ka tsy hisy hanaitaitra azy. | Ary hianao, aza matahotra, ry Jakoba, mpanompoko, aza manam-badi-po, ry Israely. Indro hianao, halaiko avy any an-tany lavitra, ary ny taranakao, avy any amin' ny tany nahababo azy. Ho tafaverina Jakoba, ka hiadana, handry fahizay, tsy misy mpanaitaitra. | Mais toi, ne crains pas, mon serviteur |