<-
->

Jer / Jr 4:6 Set up the standard toward Zion: retire, stay not: for I will bring evil from the north, and a great destruction. Manangàna faneva manandrify an' i Ziona; Mandosira faingana, aza mijanona; Fa Izaho hahatonga loza sy fandringanana be avy any avaratra. Manangàna saina, manandrify an' i Siona, mandosira hianareo, aza miatoato akory! Fa avy any avaratra aho dia hahatonga loza amin' antambo lehibe. Dressez un signal à Sion! Fuyez! Pas d' arrêt! Car c' est un malheur que j' amène du Nord, un immense désastre.