<-
->

Jer / Jr 4:31 For I have heard a voice as of a woman in travail, and the anguish as of her that bringeth forth her first child, the voice of the daughter of Zion, that bewaileth herself, that spreadeth her hands, saying, Woe is me now! for my soul is wearied because of murderers. Fa efa nandre feo Aho tahaka ny vehivavy raha miteraka sy fidridridridriana tahaka ny vehivavy izay vao miteraka ny matoany, dia ny feon' i Ziona zanakavavy, izay misefosefo sady mamelatra ny tànany ka manao hoe: Lozako! Fa reraka ny aiko azon' ireo mpamono olona. Fa izaho nandre feo, toy ny an' ny vehivavy mihetsi-jaza, tahaka ny fidridridridrin' ny vehivavy vao miteraka voalohany, dia ny feon' ny zanakavavin' i Siona; fa sady velon-taraina izy, no mitsotra tànana manao hoe: Loza no manjo ahy, maty ny aiko, azon' ireo mpamono olona! Oui, j' entends les cris comme d' une femme en travail, c' est comme l' angoisse de celle qui accouche; ce sont les cris de la fille de Sion qui s' essouffle et qui tend les mains "Malheur à moi, je succombe sous les coups des meurtriers!"