<-
->

Jer / Jr 31:12 Therefore they shall come and sing in the height of Zion, and shall flow together to the goodness of the Lord, for wheat, and for wine, and for oil, and for the young of the flock and of the herd: and their soul shall be as a watered garden; and they shall not sorrow any more at all. Ka dia ho avy ireny ka hihoby ao amin' ny havoan' i Ziona, dia hitanjozotra ho any amin' ny zava-tsoan' i Jehovah, dia ny vary sy ny ranom-boaloboka sy ny diloilo sy ny zanak' ondry ary ny zanak' omby; Ary ny fanahiny ho toy ny tanimboly vonton-drano, ka tsy hihamalazo intsony. Ho avy izy, omban-kobim-pifaliana ho eo amin' ny havoan' i Siona. Hitanjozotra ho eo amin' ny zava-tsoan' ny Tompo izy ireo, ho amin' ny vary, ny divay vaovao, ny diloilo, ho amin' ny ondry aman' omby; ho toy ny saha vonton-drano ny fanahiny, ka hitsahatra tsy halazo intsony. Ils viendront, criant de joie, sur la hauteur de Sion, ils afflueront vers les biens de Yahvé le blé, le vin et l' huile, les brebis et les boeufs; ils seront comme un jardin bien arrosé, ils ne languiront plus.