<-
->

Jer / Jr 30:18 Thus saith the Lord; Behold, I will bring again the captivity of Jacob' s tents, and have mercy on his dwellingplaces; and the city shall be builded upon her own heap, and the palace shall remain after the manner thereof. Izao no lazain' i Jehovah: Indro, hampodiko avy amin' ny fahababoana ny lain' i Jakoba, ary ny fonenany dia hamindrako fo; ka ny tanàna dia haorina ao amin' ny havoany, ary ny lapan' andriana hitoetra ao amin' izay mahamety azy. Izao no lazain' ny Tompo: Indro hatsangako indray ny lain' i Jakoba, ary hamindrako fo ny fonenany; ny tanàna haorina indray eo amin' ny havoany; ary ny lapany hatsangana indray eo amin' ny fitoerany. Ainsi parle Yahvé Voici que je vais rétablir les tentes de Jacob, je prendrai en pitié ses habitations; la ville sera rebâtie sur son tell, la maison forte restaurée à sa vraie place.