<-
->

Jer / Jr 30:10 Therefore fear thou not, O my servant Jacob, saith the Lord; neither be dismayed, O Israel: for, lo, I will save thee from afar, and thy seed from the land of their captivity; and Jacob shall return, and shall be in rest, and be quiet, and none shall make him afraid. Koa aza matahotra ianao, ry Jakoba mpanompoko, hoy Jehovah; Ary aza mivadi-po, ry Isiraely; Fa, indro, hovonjeko avy any lavitra ianao ary ny taranakao avy any amin' ny tany izay nahababo azy; Dia hiverina Jakoba ka hiadana sy handry fahizay, ka tsy hisy hanaitaitra azy. Koa aza matahotra hianao, ry Jakoba, mpanompoko, - teny marin' ny Tompo, ary aza manam-badi-po, ry Israely. Fa indro aho hanaisotra anao any an-tany lavitra, sy ny taranakao, avy any amin' ny tany nahababo azy. Dia ho tafaverina Jakoba, ka hiadana, handry fahizay, tsy hisy mpanabataba azy. Toi donc, ne crains pas, mon serviteur Jacob oracle de Yahvé ne sois pas terrifié, Israël. Car voici que je vais te sauver des terres lointaines et tes descendants du pays de leur captivité. Jacob reviendra et sera paisible, tranquille, sans personne qui l' inquiète.