<-
->

Jer / Jr 13:19 The cities of the south shall be shut up, and none shall open them: Judah shall be carried away captive all of it, it shall be wholly carried away captive. Voarindrina ny tanàna any amin' ny tany atsimo, ka tsy misy mamoha; Lasan-ko babo Joda, eny, lasan-ko babo avokoa izy rehetra. Ny tanàna amin' ny tany atsimo, voahidy ary tsy misy mpamoha azy; Jodà manontolo lasan-ko babo; ka tanteraka indrindra ny fambaboana. Les villes du Négeb sont bloquées personne n' y donne accès! Tout Juda est déporté, déporté tout entier.