<-
->

Lev 9:6 And Moses said, This is the thing which the Lord commanded that ye should do: and the glory of the Lord shall appear unto you. Ary hoy Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian' i Jehovah, koa ataovinareo, dia hiseho aminareo ny voninahitr' i Jehovah. Ary hoy Moizy: Ataovy izay andidian' ny Tompo anareo, ka hiseho aminareo ny voninahitry ny Tompo. Moïse dit : " Voici ce que Yahvé vous a ordonné de faire pour que sa gloire vous apparaisse. "