<-
->

Lev 9:2 And he said unto Aaron, Take thee a young calf for a sin offering, and a ram for a burnt offering, without blemish, and offer them before the Lord. Dia hoy izy tamin' i Arona: Makà ombilahy kely ho anao hatao fanatitra noho ny ota sy ondrilahy ho fanatitra dorana, izay samy tsy misy kilema, ka atero eo anatrehan' i Jehovah. ka hoy izy tamin' i Aarona: Makà hianao zanak' omby tanora hatao sorona noho ny ota, sy ondralahy iray hatao sorona dorana izay samy tsy manan-kilema, ka atolory eo anatrehan' ny Tompo. il dit à Aaron : " Prends un veau pour faire un sacrifice pour le péché et un bélier pour un holocauste, l' un et l' autre sans défaut, et amène-les devant Yahvé.