<-
->

Lev 6:18 All the males among the children of Aaron shall eat of it. It shall be a statute for ever in your generations concerning the offerings of the Lord made by fire: every one that toucheth them shall be holy. Mitenena amin' i Arona sy ireo zanany hoe: Izao no Lalàna ny amin' ny fanatitra noho ny ota: Eo amin' ny famonoana ny fanatitra dorana no hamonoana ny fanatitra noho ny ota eo anatrehan' i Jehovah; ho masina dia masina izany. Mitenena amin' i Aarona sy ny zanany, ka lazao hoe: Izao no lalàna momba ny sorona noho ny ota: eo amin' ny fitoerana famonoana ny sorona dorana no famonoana ny sorona noho ny ota, eo anatrehan' ny Tompo; zava-masina dia masina izany. Parle à Aaron et à ses fils, dis-leur : Voici le rituel du sacrifice pour le péché. La victime en sera immolée devant Yahvé, là où l' on immole l' holocauste. C' est une chose très sainte.