<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 3:6 | And if his offering for a sacrifice of peace offering unto the |
Ary raha ondry na osy no ateriny ho fanati-pihavanana ho an' i Jehovah, dia izay tsy misy kilema, na lahy na vavy, no hateriny. | Raha biby madinika, lahy na vavy, no ateriny ho sorom-pihavanana amin' ny Tompo, dia izay tsy misy kilema no hateriny. | Si c' est du petit bétail qu' il offre à titre de sacrifice de communion pour |