<-
->

Lev 27:32 And concerning the tithe of the herd, or of the flock, even of whatsoever passeth under the rod, the tenth shall be holy unto the Lord. Ary ny amin' ny ampahafolon' ny omby, na ny ondry, na ny osy, dia ny ampahafolon' izay rehetra mandalo eo ambanin' ny tehin' ny mpiandry, ho masina ho an' i Jehovah. Ny ampahafolon' ny biby fiompy, na vaventy na madinika, amin' izay biby fiandry rehetra, dia hatokana ho an' ny Tompo avokoa ny ampahafalony. En toute dîme de gros et de petit bétail, sera chose consacrée à Yahvé le dixième de tout ce qui passe sous la houlette.