<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 27:28 | Notwithstanding no devoted thing, that a man shall devote unto the |
Kanefa ny zavatra rehetra izay atokan' ny olona ho an' i Jehovah amin' izay ananany, na olona, na biby fiompy, na tany izay fananany, dia tsy hamidy, na havotana; masina dia masina ho an' i Jehovah ny zavatra rehetra izay atokana. | Izay rehetra natokan' ny olona nataony anatema ho an' ny Tompo amin' izay rehetra ananany, na olona na biby, na tany zara lovany, dia tsy ho azo hamidy na havotana, fa zava-masina dia masina an' ny Tompo avokoa izay rehetra natokana natao anatema. | Cependant rien de ce qu' un homme dévoue par anathème à |