<-
->

Lev 26:13 I am the Lord your God, which brought you forth out of the land of Egypt, that ye should not be their bondmen; and I have broken the bands of your yoke, and made you go upright. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, mba tsy ho andevony ianareo; ary nanapaka ny zioga izay teo aminareo Aho ka nampandeha anareo mijoro, Izaho no Iaveh Andriamanitrareo izay namoaka anareo hiala any amin' ny tany Ejipta, mba tsy ho andevo any intsony; nanapaka ny baran' ny jioganareo aho, dia nandefa anareo handeha misolanandrana. C' est moi Yahvé votre Dieu qui vous ai fait sortir du pays d'Égypte pour que vous n' en fussiez plus les serviteurs ; j' ai brisé les barres de votre joug et je vous ai fait marcher la tête haute.