<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 23:28 | And ye shall do no work in that same day: for it is a day of atonement, to make an atonement for you before the |
Ary aza manao raharaha akory amin' izany andro izany; fa andro fanavotana izany, hanaovana fanavotana ho anareo eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrareo. | Tsy hanao asa na inona na inona, amin' izany andro izany hianareo, fa andro fanonerana io, izay tsy maintsy anaovanareo ny fanonerana ho anareo, eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitrareo. | Ce jour-là vous ne ferez aucun travail, car c' est le jour des Expiations où l' on accomplit sur vous le rite d' expiation devant |