<-
->

Lev 22:24 Ye shall not offer unto the Lord that which is bruised, or crushed, or broken, or cut; neither shall ye make any offering thereof in your land. Izay voaporitra, na voatoro, na voaombotra, na voadidy ho afaka ny vihiny, dia tsy azonareo aterina ho an' i Jehovah; ary aza manao izany eo amin' ny taninareo. Aza haterinareo ho an' ny Tompo izay biby voaporitra, na voatoro, na voaombotra, na voadidy ny vihiny; aza manao izany amin' ny taninareo. Vous n' offrirez pas à Yahvé un animal dont les testicules soient rentrés, écrasés, arrachés ou coupés. Vous ne ferez pas cela dans votre pays