<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 16:1 | And the |
Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy, rehefa maty izy roa lahy zanak' i Arona, tamin' izy nanatona teo anatrehan' i Jehovah ka maty; | Ary niteny tamin' i Moizy Iaveh taorian' ny nahafatesan' ireo zanak' i Aarona roa lahy, izay novonoina tamin' izy nanatona ny tavan' ny Tompo. |