<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 10:7 | And ye shall not go out from the door of the tabernacle of the congregation, lest ye die: for the anointing oil of the |
Ary aza miala eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana, fandrao maty ianareo; fa efa mby aminareo ny diloilo fanosoran' i Jehovah. Dia nanao araka ny tenin' i Mosesy izy. | Fa hianareo kosa aza mivoaka ny varavaran' ny trano lay fihaonana akory, fandrao dia maty hianareo, satria efa mby ao aminareo ny diloilo fanosoran' ny Tompo. Dia nataon' izy ireo izay nolazain' i Moizy. | Ne quittez pas l' entrée de la Tente du Rendez-vous de peur que vous ne mouriez, vous avez en effet sur vous l' huile de l' onction de |