<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 10:15 | The heave shoulder and the wave breast shall they bring with the offerings made by fire of the fat, to wave it for a wave offering before the |
Ny sorony asandratra sy ny tratrany ahevaheva mbamin' ny saborany izay fanatitra atao amin' ny afo dia ho entiny mba hahevaheva ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan' i Jehovah; dia ho anao sy ny zanakao koa ireo, ho anjaranareo mandrakizay, araka izay nandidian' i Jehovah. | Hoentin' izy ireo ho fanampin' ny sabora voatokana hodorana amin' ny afo, ny feny avahana sy ny tratrany ahevaheva, mba hahevaheva eo anatrehan' ny Tompo; dia ho anjaranao sy ny zanakao izany, noho ny lalàna tsy tapaka araka ny didin' ny Tompo. | La cuisse de prélèvement et la poitrine de présentation qui accompagnent les graisses consumées te reviennent, à toi et à tes fils avec toi, après qu' on les aura offertes en geste de présentation devant |