<-
->

Isa / Iz 62:11 Behold, the Lord hath proclaimed unto the end of the world, Say ye to the daughter of Zion, Behold, thy salvation cometh; behold, his reward is with him, and his work before him. Indro, Jehovah efa nanambara hatrany amin' ny faran' izao tontolo izao nanao hoe: Lazao amin' i Ziona zanakavavy: Indro, avy ny famonjena anao; Indro; ny valim-pitia hatolony dia ao aminy, ary ny valin' asa homeny dia eo anoloany. Izao no nambaran' ny Tompo, hatrany amin' ny faran' ny tany: Lazao amin' ny zanakavavin' i Siona hoe: Indro, avy ny Mpamonjy anao; ny valisoa homeny efa eny aminy; ary ny tamby hatolony efa eo anoloany. Voici que Yahvé se fait entendre jusqu'à l' extrémité de la terre : Dites à la fille de Sion : Voici que vient ton salut, voici avec lui sa récompense, et devant lui son salaire.