<-
->

Isa / Iz 52:7 How beautiful upon the mountains are the feet of him that bringeth good tidings, that publisheth peace; that bringeth good tidings of good, that publisheth salvation; that saith unto Zion, Thy God reigneth! Akory ny hatsaran' ny tongotr' iry mitondra teny soa mahafaly erý an-tendrombohitra sady mitory fiadanana! Dia izay mitondra teny soa mahafaly sady mitory famonjena, eny, izay manao amin' i Ziona hoe: Mpanjaka Andriamanitrao! Endrey izany hatsaran' ny tongotr' ilay iraka eny an-tendrombohitra, izay mitory ny vaovao mahafaly, dia ny fiadanana; ilay manambara ny fahasambarana, ilay mitory ny famonjena; ilay milaza amin' i Siona hoe: Manjaka ny Andriamanitrao! Qu' ils sont beaux, sur les montagnes, les pieds du messager qui annonce la paix, du messager de bonnes nouvelles qui annonce le salut, qui dit à Sion : " Ton Dieu règne. "