<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 45:19 | I have not spoken in secret, in a dark place of the earth: I said not unto the seed of |
Tsy tao amin' ny mangingina, dia tao amin' ny fitoera-maizina amin' ny tany no nitenenako; Izaho tsy niantso ny taranak' i Jakoba hitady Ahy foana; Izaho Jehovah no miteny ny marina sy manambara ny mahitsy. | Tsy niteny tao amin' ny mangingina aho, tao amin' ny toerana maizimaizina amin' ny tany. Tsy nilaza tamin' ny taranak' i Jakoba aho nanao hoe: Aoka hitady ahy foana anie hianareo! Fa izaho Iaveh dia milaza ny marina, manambara ny fahamarinana. | Je n' ai pas parlé en secret, en quelque coin d' un obscur pays, je n' ai pas dit à la race de |