<-
->

Isa / Iz 44:21 Remember these, O Jacob and Israel; for thou art my servant: I have formed thee; thou art my servant: O Israel, thou shalt not be forgotten of me. Tsarovy izany, ry Jakoba, dia ianao, ry Isiraely, fa mpanompoko ianao; Noforoniko ianao ka mpanompoko; Tsy hohadinoiko ianao, ry Isiraely ô, Tsarovy izany zavatra izany, ry Jakoba, ry Israely o, fa mpanompoko hianao! Izaho namorona anao mba ho mpanompoko hianao; tsy hanadino anao aho, ry Israely! Souviens-toi de cela, Jacob, et toi Israël, car tu es mon serviteur. Je t' ai modelé, tu es pour moi un serviteur, Israël, je ne t' oublierai pas.