<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 43:1 | But now thus saith the |
Fa ankehitriny, ry Jakoba ô, izao no lazain' i Jehovah, Izay nahary anao sady namorona anao, ry Isiraely ô: Aza matahotra ianao, fa efa nanavotra anao Aho; Efa niantso ny anaranao Aho, Ahy ianao. | Ary ankehitriny, izao no lazain' ny Tompo, dia ilay nahary anao, ry Jakoba, sy namorona anao, ry Israely: Aza matahotra fa izaho efa nanavotra anao, izay efa niantso anao amin' ny anaranao, ka ahy hianao! | Et maintenant, ainsi parle |