<-
->

Isa / Iz 42:24 Who gave Jacob for a spoil, and Israel to the robbers? did not the Lord, he against whom we have sinned? for they would not walk in his ways, neither were they obedient unto his law. Iza no nanolotra an' i Jakoba hosamborina, ary Isiraely ho an' ny mpamabo? Tsy Jehovah, Izay efa nanotantsika va? Satria tsy nety nandeha tamin' ny lalany ireo, sady tsy nety nihaino ny lalàny; Iza no nanolotra an' i Jakoba horobaina, sy Israely hobaboina? Moa tsy Iaveh va, izay nanotantsika? Tsy nety nanaraka ny làlany izy ireo; ary ny lalàny tsy nohenoiny? Qui donc a livré Jacob au spoliateur et Israël aux pillards ? N' est-ce pas Yahvé contre qui nous avions péché, dont on n' avait pas voulu suivre les voies, ni écouter la Loi ?