<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 40:9 | O |
Ry Ziona, izay mitondra teny soa mahafaly ô, miakara any an-tendrombohitra avo; Ry Jerosalema izay mitondra teny soa mahafaly ô, Asandrato mafy ny feonao, asandrato, fa aza matahotra; Lazao amin' ny tanànan' ny Joda hoe. Indro Andriamanitrareo! | Miakara eny an-tendrombohitra avo hianao, izay mitondra ny teny soa ho an' i Siona. Manandrata feo mafy hianao, izay mitondra ny teny soa ho an' i Jerosalema; manandrata feo, fa aza matahotra, lazao amin' ny tanànan' i Jodà hoe: Indro ny Andriamanitrareo! | Monte sur une haute montagne, messagère de |