<-
->

Isa / Iz 4:4 When the Lord shall have washed away the filth of the daughters of Zion, and shall have purged the blood of Jerusalem from the midst thereof by the spirit of judgment, and by the spirit of burning. Rehefa voasasan' ny Tompo ho afaka amin' ny fahalotoany ireo zanakavavin' i Ziona, Ary rehefa voadion' ny fanahy fitsarana,sy ny fanahy fandringanana Jerosalema, Ho afaka amin' ny ran' olona nalatsany. Rahefa voasasan' ny Tompo, ny loton' ny zanakavavin' i Siona, ka voadiony Jerosalema amin' ny ra izay eo afovoany, amin' ny fanahin' ny fitsarana amam-panahin' ny fandringanana, Lorsque le Seigneur aura lavé la saleté des filles de Sion et purifié Jérusalem du sang répandu, au souffle du jugement et au souffle de l' incendie,