<-
->

Isa / Iz 31:4 For thus hath the Lord spoken unto me, Like as the lion and the young lion roaring on his prey, when a multitude of shepherds is called forth against him, he will not be afraid of their voice, nor abase himself for the noise of them: so shall the Lord of hosts come down to fight for mount Zion, and for the hill thereof. Fa izao no nolazain' ny Tompo tamiko: Toy ny fieronan' ny liona sy ny liona tanora amin' ny rembiny, raha mivory hanohitra azy ny mpiandry ondry maro be, ka tsy resin-tahotra izay horakorak' izy ireo, na manahy izay hamaroany akory; toy izany koa no hidinan' ny Tompon' ny tafika mba hiady, eo an-tendrombohitra Siona sy eo amin' ny havoany. Car ainsi m' a parlé Yahvé : Comme gronde le lion, le lionceau après sa proie, quand on fait appel contre lui à l' ensemble des bergers, sans qu' il se laisse terroriser par leurs cris ni troubler par leur fracas, ainsi descendra Yahvé Sabaot pour guerroyer sur le mont Sion, sur sa colline.