<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 29:22 | Therefore thus saith the |
Koa ny amin' ny taranak' i Jakoba dia izao no lazain' i Jehovah, Izay nanavotra an' i Abrahama: Tsy ho menatra intsony Jakoba, ary tsy hivaloarika intsony ny tavany. | Noho izany, izao no lazain' ny Tompo amin' ny taranak' i Jakoba, dia izy izay nanavotra an' i Abrahama: Tsy hisy hahamenatra an' i Jakoba intsony tsy hivaloarika intsony ny handriny. | C' est pourquoi, ainsi parle |