<-
->

Isa / Iz 24:23 Then the moon shall be confounded, and the sun ashamed, when the Lord of hosts shall reign in mount Zion, and in Jerusalem, and before his ancients gloriously. Dia hivoara-mena ny volana, ary hivaloarika ny masoandro, fa Jehovah, Tompon' ny maro, no Mpanjaka ao an-tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, ary eo anatrehan' ny loholony dia misy voninahitra. Ary ny volana hihamena, ny masoandro hivaloarika, fa Iavehn' ny tafika hanjaka ao an-tendrombohitra Siona sy ao Jerosalema, ary ny voninahitra hamirapiratra eo anatrehan' ny loholony. La lune sera confuse, le soleil aura honte, car Yahvé Sabaot est roi sur la montagne de Sion à Jérusalem, et la Gloire resplendit devant les anciens.