<-
->

Isa / Iz 22:13 And behold joy and gladness, slaying oxen, and killing sheep, eating flesh, and drinking wine: let us eat and drink; for to morrow we shall die. Kanjo he izato hafaliana sy halavoravoana! Sy famonoana omby sy ondry aman' osy ary fihinanan-kena sy fisotroan-divay! Aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty. Kanjo fety amam-piravoravoana no hita; manominda omby ny olona, mamono ondry, mivoky hena sy misotro divay, manao hoe: Aoka hihinana sy hisotro isika, fa ho faty ihany rahampitso. Mais voici la joie et l' allégresse, on tue les boeufs et on égorge les moutons, on mange de la viande et on boit du vin : " Mangeons et buvons, car demain nous mourrons! "