<-
->

Isa / Iz 18:7 In that time shall the present be brought unto the Lord of hosts of a people scattered and peeled, and from a people terrible from their beginning hitherto; a nation meted out and trodden under foot, whose land the rivers have spoiled, to the place of the name of the Lord of hosts, the mount Zion. Amin' izany andro izany dia hisy fanomezana ho entina ho an' i Jehovah, Tompon' ny maro, dia firenena lava tsanganana sady mandimandina, ary avy amin' ny firenena mahatahotra hatreto ka hatrany hatrany dia firenena mpanao teny tsy valiana sady maherisetra, Izay vakin' ny ony maro ny taniny ho ao amin' ny fitoeran' ny anaran' i Jehovah, Tompon' ny maro, dia ny tendrombohitra Ziona. Amin' izany andro izany, hisy fanatitra haterina amin' ny Tompon' ny tafika, avy amin' ny vahoaka lava ranjanana sady malambolambo ny hodiny, amin' ny vahoaka atahorana any lavitra any, firenena manao jadona sady manorotoro, ary vakivakin' ny ony ny taniny, ho ao amin' ny fonenan' ny anaran' ny Tompon' ny tafika, any an-tendrombohitra Siona. Alors, on apportera une offrande à Yahvé Sabaot de la part d' un peuple élancé et bronzé, de la part d' un peuple redouté ici comme au loin, d' une nation puissante et dominatrice, d' un pays sillonné de fleuves; on l' apportera au lieu où réside le nom de Yahvé, au mont Sion.