<-
->

Si 48:18 Tamin' ny androny niakatra Senakeriba, ary naniraka an-dRabsakesa; dia niainga io, ka nanainga tanana hamely an' i Siona, ary nihambohambo noho ny fireharehany. De son temps Sennachérib se mit en campagne et envoya Rabsakès, il leva la main contre Sion, dans l' insolence de son orgueil.