<-
->

Mtt / Koh 9:12 For man also knoweth not his time: as the fishes that are taken in an evil net, and as the birds that are caught in the snare; so are the sons of men snared in an evil time, when it falleth suddenly upon them. Fa tsy fantatry ny olona ny androny; fa toy ny hazandrano azon' ny harato fahitan-doza izy, ary toy ny voron-kely izay voan' ny fandrika, dia voafandrika toy izany ny zanak' olombelona amin' ny andro mahory, raha mahavoa azy tampoka izany. Fa na ny fotoany aza tsy fantatry ny olombelona; toy ny hazandrano latsaka am-bovo tsy azo ialana, sy toy ny vorona voan' ny fandrika, tahaka azy ireo koa ny zanak' olombelona dia voafadiditra amin' ny androm-pahoriana, raha avy izay iantsamboran-doza tampoka aminy. Mais l' homme ne connaît pas son heure. Comme les poissons pris au filet perfide, comme les oiseaux pris au piège, ainsi sont surpris les enfants des hommes au temps du malheur, quand il fond sur eux à l' improviste.