<-
->

Oha / Oh 25:1 These are also proverbs of Solomon, which the men of Hezekiah king of Judah copied out. Izao koa no ohabolan' i Solomona, izay nangonin' ny olon' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda: Izao kosa ny ohabolan' i Salomona, nangonin' ny olon' i Ezekiasa, mpanjakan' ny Joda. Voici encore des proverbes de Salomon, que transcrivirent les gens d'Ézéchias, roi de Juda.