<-
->

Sal 91:1 He that dwelleth in the secret place of the most High shall abide under the shadow of the Almighty. Ny mitoetra ao amin' ny fierena izay an' ny Avo Indrindra Dia monina eo ambanin' ny aloky ny Tsitoha. Izay mialoka eo ambany fiarovan' ny Avo-Indrindra, miala sasatra eo amin' ny aloky ny Tsitoha. Qui habite le secret d' Elyôn passe la nuit à l' ombre de Shaddaï,
Sal 91:2 I will say of the Lord, He is my refuge and my fortress: my God; in him will I trust. Izaho hilaza an' i Jehovah hoe: Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy Ary Andriamanitro, Izay hitokiako. Hoy aho amin' ny Tompo: Hianao no trano mimandako sy fialofako. Andriamanitro izay itokiako. disant à Yahvé Mon abri, ma forteresse, mon Dieu sur qui je compte!
Sal 91:3 Surely he shall deliver thee from the snare of the fowler, and from the noisome pestilence. Fa Izy no hanafaka anao amin' ny fandriky ny mpihaza sy ny areti-mandoza. Fa izy no manafaka anao amin' ny fandriky ny mpihaza, sy ny pesta mandoza. C' est lui qui t' arrache au filet de l' oiseleur qui s' affaire à détruire;
Sal 91:4 He shall cover thee with his feathers, and under his wings shalt thou trust: his truth shall be thy shield and buckler. Ny volon' elany no anaronany anao, Ary ao ambanin' ny elany no hialofanao; Ho ampinga kely sy ampinga lehibe ny fahamarinany. Hanarona anao amin' ny elany izy, ary hahita fialofana ao ambany volon' elany, hianao. Ampinga sy fiarovan-tratra ny fahamarinany. il te couvre de ses ailes, tu as sous son pennage un abri. Armure et bouclier, sa vérité.
Sal 91:5 Thou shalt not be afraid for the terror by night; nor for the arrow that flieth by day; Tsy hatahotra ny horohoro nony alina ianao, Na ny zana-tsipìka manidina nony andro, Tsy misy hatahoranao, na ny fampitahorana amin' ny alina, na ny zana-tsipìka manidina amin' ny antoandro, Tu ne craindras ni les terreurs de la nuit, ni la flèche qui vole de jour,
Sal 91:6 Nor for the pestilence that walketh in darkness; nor for the destruction that wasteth at noonday. Na ny areti-mandringana mandeha amin' ny maizina, Na ny fandringanana mandripaka amin' ny mitataovovonana. na ny pesta misoko anatin' ny aizina, na ny areti-mifindra, mandripaka amin' ny mitatao vovonana. ni la peste qui marche en la ténèbre, ni le fléau qui dévaste à midi.
Sal 91:7 A thousand shall fall at thy side, and ten thousand at thy right hand; but it shall not come nigh thee. Na dia hisy arivo aza lavo eo anilanao sy iray alina eo an-kavananao, Dia tsy hihatra aminao izany Na misy arivo lavo eo anilanao aza, sy iray alina eo ankavananao, hianao tsy mba ho tratra. Qu' il en tombe mille à tes côtés et 10.000 à ta droite, toi, tu restes hors d' atteinte.
Sal 91:8 Only with thine eyes shalt thou behold and see the reward of the wicked. Hijery maso fotsiny ianao,Ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy. Hijery maso fotsiny hianao, ka hahita ny valy hanjo ny ratsy fanahy. Il suffit que tes yeux regardent, tu verras le salaire des impies,
Sal 91:9 Because thou hast made the Lord, which is my refuge, even the most High, thy habitation; Satria hoy ianao: Jehovah ô, Hianao no aroko, Sady nataonao ho fonenanao ny Avo Indrindra, Fa hianao efa nilaza hoe: Fiarovana ahy hianao, ry Iaveh! Nanao ny Avo Indrindra ho fialofanao hianao. toi qui dis : Yahvé mon abri! et qui fais d' Elyôn ton refuge.
Sal 91:10 There shall no evil befall thee, neither shall any plague come nigh thy dwelling. Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao. Ny fahoriana tsy hihatra aminao, tsy hisy loza hanakaiky izay lainao akory. Le malheur ne peut fondre sur toi, ni la plaie approcher de ta tente
Sal 91:11 For he shall give his angels charge over thee, to keep thee in all thy ways. Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao Mba hiaro anao eny amin' izay rehetra halehanao. Fa izy handidy ireo anjeliny, ny aminao, mba hiambina anao amin' izay alehanao rehetra: il a pour toi donné ordre à ses anges de te garder en toutes tes voies.
Sal 91:12 They shall bear thee up in their hands, lest thou dash thy foot against a stone. Eny an-tànany no hitondran' ireo anao, Fandrao ho tafintohina amin' ny vato ny tongotrao. ka hivimbina anao eny an-tànany ireo, fandrao tafintohina amin' ny vato ny tongotrao. Sur leurs mains ils te porteront pour qu'à la pierre ton pied ne heurte;
Sal 91:13 Thou shalt tread upon the lion and adder: the young lion and the dragon shalt thou trample under feet. Ny liona masiaka sy ny vipera hodiavinao; Ny liona tanora sy ny menarana no hohitsahinao. Hanitsakitsaka ny liona sy ny aspika hianao, hanosihosy ny liona tanora mbamin' ny dragona hianao. sur le fauve et la vipère tu marcheras, tu fouleras le lionceau et le dragon.
Sal 91:14 Because he hath set his love upon me, therefore will I deliver him: I will set him on high, because he hath known my name. Satria Izaho no niraiketan' ny fitiavany, Dia hamonjy azy Aho, Hanandratra azy ho any amin' ny avo Aho, satria mahalala ny anarako izy Hanafaka azy aho, fa niraiki-po tamiko izy; hiaro azy aho, fa mahalala ny anarako izy. Puisqu' il s' attache à moi, je l' affranchis, je l' exalte puisqu' il connaît mon nom.
Sal 91:15 He shall call upon me, and I will answer him: I will be with him in trouble; I will deliver him, and honour him. Hiantso Ahy izy, dia hamaly azy Aho; Ho eo aminy Aho, raha ory izy; Hamonjy sy hanome voninahitra azy Aho. Hiantso ahy izy, ary hamaly azy aho; homba azy amin' ny andron' ny fahoriana aho. Hanafaka sy hanome voninahitra azy aho. Il m' appelle et je lui réponds "Je suis près de lui dans la détresse, je le délivre et je le glorifie,
Sal 91:16 With long life will I satisfy him, and shew him my salvation. Hovokisako fahela-velona izy Ary hasehoko azy ny famonjeko. Hovokisako andro lava izy, ary hanehoako ny famonjeko. de longs jours je veux le rassasier et je ferai qu' il voie mon salut.

<-
->