<-
->

Sal 49:1 Hear this, all ye people; give ear, all ye inhabitants of the world: Ho an' ny mpiventy hira. Nataon' ny Koraita. Salamo. Mandrenesa izao, ry firenena rehetra; mihainoa, ry mponina rehetra amin' izao tontolo izao: Ho an' ny mpampianatra hira. Salamon' ny taranak' i Kore. Du maître de chant. Des fils de Coré. Psaume.
Sal 49:2 Both low and high, rich and poor, together. Na ny ambany, na ny ambony, na ny manan-karena, na ny malahelo. Mihainoa izao, hianareo rehetra, ry vahoaka isany; manongilana sofina hianareo rehetra, ry mponina amin' izao tontolo izao, Ecoutez ceci, tous les peuples, prêtez l' oreille, tous les habitants du monde,
Sal 49:3 My mouth shall speak of wisdom; and the meditation of my heart shall be of understanding. Ny vavako hiteny fahendrena; ary ny fieritreretan' ny foko dia fahalalana. na ny ambony na ny ambany, na ny manan-karena na ny mahantra tsy an-kanavaka. gens du commun et gens de condition, riches et pauvres ensemble!
Sal 49:4 I will incline mine ear to a parable: I will open my dark saying upon the harp. Hanongilana ny sofiko hihaino oha-teny aho, ary hanonona teny saro-pantarina ampiarahiko amin-dokanga. Fa hampandre teny hendry ny vavako; ary misy hevitra feno fahalalana ato am-poko. Ma bouche énonce la sagesse, et le murmure de mon coeur, l' intelligence;
Sal 49:5 Wherefore should I fear in the days of evil, when the iniquity of my heels shall compass me about? Nahoana no hatahotra amin' ny andro fahoriana aho, nony manodidina ahy ny haratsian' ny mpamingana ahy, Manongilan-tsofina amin' oha-teny ambaran' Andriamanitra aho, mivaofy ny ankamantatro amin' ny feon' ny harpa aho. je tends l' oreille à quelque proverbe, je résous sur la lyre mon énigme.
Sal 49:6 They that trust in their wealth, and boast themselves in the multitude of their riches; Dia izay matoky ny hareny, Sy mirehareha amin' ny haben' ny fananany? Nahoana no hatahotra aho, amin' ny andron' ny fahoriana, raha manodidina ahy ny haratsian' ny mpanenjika ahy? Pourquoi craindre aux jours de malheur? La malice me talonne et me cerne
Sal 49:7 None of them can by any means redeem his brother, nor give to God a ransom for him: Tsy misy mahavotra ny rahalahiny akory, na mahazo manome an' Andriamanitra izay avony, Ireny dia mitoky amin' ny hareny, mirehareha amin' ny haben' ny ananany! eux se fient à leur fortune, se prévalent du surcroît de leur richesse.
Sal 49:8 (For the redemption of their soul is precious, and it ceaseth for ever:) (Fa sarotra avotra ny ainy ka tsy azo atao mandrakizay), Tsy misy olona mahavotra ny rahalahiny akory, na mahaloa ny avony amin' Andriamanitra. Mais l' homme ne peut acheter son rachat ni payer à Dieu sa rançon
Sal 49:9 That he should still live for ever, and not see corruption. Mba ho velona mandrakizay izy, ka tsy ho latsaka ao amin' ny lavaka. Fa be loatra ny vidin' ainy, ka tsy azo atao mandrakizay, ny manavotra azy, il est coûteux, le rachat de son âme, et il manquera toujours
Sal 49:10 For he seeth that wise men die, likewise the fool and the brutish person perish, and leave their wealth to others. Fa hita fa maty ihany ny olon-kendry; ary ny adala sy ny ketrina samy levona, ka mamela ny fananany ho an' ny hafa. mba hahavelona azy mandrakizay ka tsy hahitany ny fasana na oviana na oviana. pour que l' homme survive et jamais ne voie la fosse.
Sal 49:11 Their inward thought is, that their houses shall continue for ever, and their dwelling places to all generations; they call their lands after their own names. Araka ny heviny dia ataony fa ho mandrakizay ny tranony, ary ny fonenany hahatratra ny taranaka fara mandimby; araka ny anarany no anononany ny taniny. Tsy maintsy ho hitany: ny olon-kendry maty; ny adala aman-ketrina koa levona torak' izany, ka mamela ny fananany ho an' ny hafa. Or, il verra mourir les sages, périr aussi le fou et l' insensé, qui laissent à d' autres leur fortune.
Sal 49:12 Nevertheless man being in honour abideth not: he is like the beasts that perish. Nefa na dia manana voninahitra aza ny olona, dia tsy maharitra izy; tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty izy. Heverin' izy ireo fa ho mandrakizay ny tranony; ka haharitra mandritra ny taona mifandimby ny fonenany, ary tononiny amin' ny anarany ny taniny. Leurs tombeaux sont à jamais leurs maisons, et leurs demeures d'âge en âge; et ils avaient mis leur nom sur leurs terres!
Sal 49:13 This their way is their folly: yet their posterity approve their sayings. Selah. Izany no falehan' ny olona adala; ary ny taranany mandimby azy mankasitraka ny teniny. Kanjo tsy maharitra, na amin' ny voninahiny aza, ny olombelona: mitovy amin' ny biby izay levona koa izy. L' homme dans son luxe ne comprend pas, il ressemble au bétail muet.
Sal 49:14 Like sheep they are laid in the grave; death shall feed on them; and the upright shall have dominion over them in the morning; and their beauty shall consume in the grave from their dwelling. Tahaka ny fanangona ondry no fanangona azy any amin' ny fiainan-tsi-hita; ny fahafatesana no mpiandry azy; ary hanapaka azy ny mahitsy nony maraina; ary ny bikany ho levona any amin' ny fiainan-tsi-hita, ka tsy hisy fonenany. Izany no alehan' ireo olona be hambo loatra, mbamin' izay manaraka azy, manaiky ny teniny. - Selà. Ainsi vont-ils, sûrs d' eux-mêmes, et finissent-ils, contents de leur sort.
Sal 49:15 But God will redeem my soul from the power of the grave: for he shall receive me. Selah. Fa Andriamanitra kosa hamonjy ny aiko amin' ny herin' ny fiainan-tsi-hita,3 satria handray ahy Izy. Roahina toy ny biby fiompy izy ho any amin' ny Seoly, ny fahafatesana no mpiandry azy. Manapaka azy ireo nony maraina ny olo-mahitsy, ary ny ambiroany dia hihalevona any amin' ny Seoly, tsy hisy fonenana hafa. Troupeau que l' on parque au shéol, la Mort les mène paître, les hommes droits domineront sur eux. Au matin s'évanouit leur image, le shéol, voilà leur résidence!
Sal 49:16 Be not thou afraid when one is made rich, when the glory of his house is increased; Aza matahotra ianao, raha misy olona tonga manan-karena, ka mitombo ny voninahitry ny tranony; Fa Andriamanitra kosa, hamonjy ny aiko amin' ny herin' ny Seoly, fa handray ahy ho any aminy izy. - Selà. Mais Dieu rachètera mon âme des griffes du shéol, et me prendra.
Sal 49:17 For when he dieth he shall carry nothing away: his glory shall not descend after him. Fa tsy hitondra na inona na inona izy, raha maty; tsy mba hidina hanaraka azy ny voninahiny. Aza matahotra ary, raha misy olona tonga manan-karena, ka mitombo ny harem-be ao an-tranony. Ne crains pas quand l' homme s' enrichit, quand s' accroît la gloire de sa maison.
Sal 49:18 Though while he lived he blessed his soul: and men will praise thee, when thou doest well to thyself. Na dia miarahaba tena aza izy, raha mbola velona - Fa hidera anao ny olona, raha manisy soa ny tenanao ianao - Fa tsy hahatondra na inona na inona izy, rahefa maty; tsy hidina miaraka aminy ny harem-beny. A sa mort, il n' en peut rien emporter, avec lui ne descends pas sa gloire.
Sal 49:19 He shall go to the generation of his fathers; they shall never see light. Dia hankany amin' ny razany izy, tsy hahita ny mazava intsony mandrakizay ireny. Na manao ny tenany ho sambatra aza izy amin' ny andro iainany; na midera anao amin' ny fifaliana anarananao fo aza ny olona; Son âme qu' en sa vie il bénissait et l' on te loue d' avoir pris soin de toi
Sal 49:20 Man that is in honour, and understandeth not, is like the beasts that perish. Izay olona manana voninahitra, nefa tsy manan-tsaina, dia tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty. dia handeha hianao hikambana amin' ny razanao izay tsy hahita ny mazava intsony mandrakizay. ira rejoindre la lignée de ses pères qui plus jamais ne verront la lumière.
Sal 49:21 Ny olombelona na dia ao anatin' ny voninahiny aza, dia tsy mahafantatra; mitovy amin' ny biby izay levona izy. L' homme dans son luxe ne comprend pas, il ressemble au bétail muet.

<-
->