<-
->

Sal 100:1 Make a joyful noise unto the Lord, all ye lands. Salamo ho fiderana. Mihobia ho an' i Jehovah, ry tany rehetra. Salamo fiderana. Manaova hobin-kafaliana mankamin' ny Tompo hianareo mponina amin' ny tany rehetra. Psaume. Pour l' action de grâces. Acclamez Yahvé, toute la terre,
Sal 100:2 Serve the Lord with gladness: come before his presence with singing. Manompoa an' i Jehovah amin' ny fifaliana; Mankanesa eo anatrehany amin' ny fihobiana. Manompoa an' ny Tompo amin-kafaliana, mankanesa eo anatrehany amim-piravoravoana. servez Yahvé dans l' allégresse, venez à lui avec des chants de joie!
Sal 100:3 Know ye that the Lord he is God: it is he that hath made us, and not we ourselves; we are his people, and the sheep of his pasture. Aoka ho fantatrareo fa Jehovah no Andriamanitra; Izy no nanao antsika, ary Azy isika, Dia olony sy ondry fiandriny. Fantaro fa Andriamanitra, Iaveh; izy no nanao antsika, ka azy isika, vahoakany sy andian' ondriny amin' ny tanim-bilony. Sachez-le, c' est Yahvé qui est Dieu, il nous a faits et nous sommes à lui, son peuple et le troupeau de son bercail.
Sal 100:4 Enter into his gates with thanksgiving, and into his courts with praise: be thankful unto him, and bless his name. Midira eo amin' ny vavahadiny amin' ny fisaorana, Ary eo an-kianjany amin' ny fiderana; Misaora Azy, mankalazà ny anarany, Avia ho eo ambavahadiny amim-piderana, sy eo an-kianjany amim-pihirana; ankalazao izy, isaory ny anarany. Venez à ses portiques en rendant grâce, à ses parvis en chantant louange, rendez-lui grâce, bénissez son nom!
Sal 100:5 For the Lord is good; his mercy is everlasting; and his truth endureth to all generations. Fa tsara Jehovah; Mandrakizay ny famindram-pony, Ary mihatra amin' ny taranaka fara mandimby ny fahamarinany. Fa tsara Iaveh, mandrakizay ny famindram-pony, ary maharitra amin' ny taona mifandimby ny fahamarinany. Il est bon, Yahvé, éternel est son amour, et d'âge en âge, sa vérité.

<-
->