<-
->

Sal 89:49 Lord, where are thy former lovingkindnesses, which thou swarest unto David in thy truth? Tompo ô, aiza ny famindram-ponao fahiny, Izay nianiananao tamin' i Davida tamin' ny fahamarinanao? Iza moa no velona tsy hahita fahafatesana, ary zovy no hahafaka ny fanahiny amin' ny herin' ny Seoly? - Selà. Qui donc vivra sans voir la mort, soustraira son âme à la griffe du shéol?