<-
->

Sal 59:14 And at evening let them return; and let them make a noise like a dog, and go round about the city. Ary miverina nony hariva ireny ka mierona tahaka ny alika, sady mandehandeha eran' ny tanàna. Aringano amin' ny hatezeranao izy, aringano tsy ho eo intsony ireny. Aoka ho fantany fa Andriamanitra no manjaka eo amin' i Jakoba hatrany amin' ny faran' ny tany. - Selà. Détruis en ta colère, détruis, qu' ils ne soient plus! Et qu' on sache que c' est Dieu le Maître en Jacob, jusqu' aux bouts de la terre!